Dikan'ny teny : mahalafo

Hampiditra dikany vaovao
1 (lafo) mt.p. sady mt. s.: Afaka mivarotra: Tsy mahalafo ny variny io mpivarotra io. ~ Enti-milaza ny antony mahatonga ho lafo: Ny hakelezan'ny vokatra no na-ha- lafo ny vary taona ito. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel