Dikan'ny teny : mahalasa

Hampiditra dikany vaovao
1 (Lasa) mt. p.: (Milaza ny "lasa mandrakariva": nahalasa) Nividy, tonga tompony: Ranaivo no nahalasa ny tranonay tao Ankazotokana. ~ Mety tonga: Mahalasa lavitra ny antsamotady. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel