Dikan'ny teny : mahamamo

Hampiditra dikany vaovao
1 (mamo) mt. p. na p.t.: Enti-milaza ny fisotro mahatonga ho mamo: Ny divay no nahamamo azy. / Fadio ny fisotro mahamamo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel