Dikan'ny teny : mahasosotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (sosotra) mt.p. na p.t.: Mahatonga ho sosotra, manafintohina: Nahasosotra an'i neny aho ka nifona taminy. • Mahadikidiky, mahasorisorena, manorisory: Mahasosotra ahy izany feomborona hafahafa izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel