Dikan'ny teny : mahatanando

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Karazan-javamaniry fahita eny an-keniheny, ntisy voniny vao mivelatra er? ambony, voniny vao mamontsina eo ambany ary ny raviny misy volombolony kely toa ranonando mamirapiratra rehefa tarafin'ny tanamasoandro vao miposaka, ka izany ne nahatonga ny anarany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel