Dikan'ny teny : mahatsikaiky

Hampiditra dikany vaovao
1 (tsikaiky) p. t.: Teny ilazana olona na zavatra mampihomehy na mahate haneso amin'ny bika aman'endriny na amin'ny fihetsiny: Mahatsikaiky Ra-matou iny amin'izato akanjony ambony lohalika ΒΆ M.h.: Mampihomehy, fihomehezana, fanalana andro, fanaraby. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel