Dikan'ny teny : mahavantana

Hampiditra dikany vaovao
1 (vantana) p. t. na mt.p.: Tsy manavia ka mora aleha: Mahavantana ahy ity hotely ity • Teny tsotra ka mora tononina: Mahavantana n? vava ny anaran'i Hery kely. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel