Dikan'ny teny : mahazo

Hampiditra dikany vaovao
1 (azo) mt.p (mahazoa na mazahoa): Tonga, manjary manana: Nahazo namana mahafatra-po aho nahita azy. ? Mandray, tonga tompon-javatra: Nahazo vola be izy tamin'io raharaha io. 1 Voan' (ny aretina): Nahazo aretin-kibo aho tany amin'ny nalehako tany. 1 Mahasambotra: Iza aminareo no nahazo it? trondro gasy ity? ? Mahatakatra hevitra: Tsy nahazd akory izay nouakiny izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel