Dikan'ny teny : mahefa

Hampiditra dikany hafa
(efa) mt.p. (mahefà): Mahavita: Mahefa ny zavatra rehetra Andriamanitra / Mahefà be e! ! Mahafaty (ain' olona): Tsy mahefa ain'olona aho. 1 Mahaloa: Atolory ny fanjakana io fa tsy nahefa trosa. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0055