Dikan'ny teny : mahidy

Hampiditra dikany vaovao
1 (hidy) p.t.: Mitsitsy tafahoatra; mahihitra. ¶ M.h.: Kahidy, mahihitra, kahihitra, kafiry, matsitsy, makikitra, mafirana, katity, kely hiratra, kely tanana, kely hoho, mafy fonosana, tiatia kely, mihïrim-belona, mamaky akotry, mandidy sofin' amalona, manjaitra atody. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel