Dikan'ny teny : mahiratra

Hampiditra dikany vaovao
1 (hiratra) p.t.: Mahita: Ny jamba sy ny mahiratra ? Enti-milaza maso na saina mahita tsara, matsilo: Tsy azo fitahina iny fa olona mahiratra/ Mahira-tsaina * Enti-milaza mizana tsara izay mahita na dia lanjan-javatra faran'izay kely aza: Tsy misy tsy hitan'ny mizana mahiratra Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel