Dikan'ny teny : mahorara

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Enti-milaza zavatra mitana ny saina fatratra, mahalasa eritreritra, mils hahavery sain. * F.-p. :Mahorara vaviantitra: enti-milaza ny fiandohan'ny fahavaratra, fa io fotoana io tokoa manko mahalasa eritreritra mafy ny vaviantitra amin'ny orana noho ny voly kely ataony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel