Dikan'ny teny : maika

Hampiditra dikany vaovao
1 (aika) p.t.: Misy zavatra tsy maintsy halehahaingana: Maika aho. • Maimay hanao zavatra, dodona: Maika hiteny er? izy. / Maika hamonjy masinina aho. 1 Enti-milaza zavatra tsy azo ampiandrasina ela, tsy maintsy hatao haingana: Raharaha maika t.i.f : Mehina I manamaika, fanamaika, mpanamaika 1 anamehana, fanamehana l mahamaika / mafmaika / fahamaikana, hamaikana, hamehana. * Ohab.: Maika tsy faingana toa dian'ondry: dodona nefa tsy lasa lavitra akory. ¶ M.h.: Dodona, kododona, dodoka, dodotra, rototra, rodoka, somadodoka, somarodoka, somarototra, maimay, mitaitay, mirotoroto, mi7rorobobo, miheninkenina, mikoropaka, sevotsevoka, milomay, maintavo, forehitra, mivoa-jamala, misehotra, misalehotra, mikododoka, minitinitika, Atao maika, vita maika, kongomaika, kongorevo, ankamehana, sondrodrahona, aniritra, tandrevaka, tandrametaka, peta-toko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel