Dikan'ny teny : mailaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Kinga, haingana, mavitribitrika raha mandeha: Mailaka er? izy raha mande-ha. • Havanambanana, mahay no sady haingana: Mpiasa mailaka Rakoto. - t.i.f.: Amailaka, mailahina, voamailaka I manamailaka, fanamailaka,mpanamailaka 1 anamailahana, fanamailahana / mahamailaka I mailamai• laka I hamailahana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel