Dikan'ny teny : maina

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Tsy lena, tsy man-do: Efa maina ny lamba ka ampidiro. • Tsy avy orana: Maina ny andro ka nanahy vary izahay. ? Ritra ny rano tao aminy, tankina: Maina ilay dobon-trondro atsy auaratra • h.o.: Diso fanantenana, gaina fa voan'ny tsy nainpoizina: Maina ohatra ny kitay izy nandre izany vaovao iz an y. i ti.f:Maininal manamaina, fanam aina, mp anamahra / anamamana, fanamainana/ mahamaine / maimaina. - F. -p.: Azo main: azo tsy nanahirana, tsy novidim-bola / Lany maina: lany foana tsy misy antony, amin'ny tsinontsinona. ¶ M.h.: Vanja may tsy harena, goavin'flaihavana, / Maty maina: niasa tsy nahazo karama, vizana sy sahirana nefs tsy nahazo na inona na inona. / Misara-maina: misaraka tsy nisy zavatra raikitxa na nifanarahana. /Miala maina: tsy nahomby tamin'izay natao. / Mody mai-na: miverina tsy mitondra na inona na inona, mitondra tanam-polo mody, foan-tanana. / Tsy maim-bolomaso: mitomany foana. /Maimaimpoana: tsy misy takalony na vidiny fa atao fotsiny amin'izao. / Mai-molotra kivy fa diso fanantenana na lampan' ny hanoanana. /Main-dambana: ilazana ny katsaka efa antitra eo am-paniriana, — ny olona main-dambana kosa dia mahantrahantra sy tsy mitafy tsara /Main-tany: ilazana ny fizaran-taona tsy misy orana, ny ririnina. I Maintavo: dodon-dava symaimay. / Mandrora tay maina: ilazana aretina mahavoa ny aty tenda ka raha mitelin-drora dia misy maharary. ¶ M. h.: Makiana, haraka, karakaina, mangetana, valoir hentana, tankina, ritra, mai-na tahaka ny kitay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel