Dikan'ny teny : mainka

Hampiditra dikany vaovao
1 pmt,: Tenyenti-milaza ny hevitra hoe: "hanao ahoana re raha toa ka..., ho bebe kokoa indray raha toa ka...": Antoandro ara mangatsiaka, ha mainka fa alina. * Ohateny: Mainka izany raha parasily, ravin-katsaka aza mikasoka Mainka izany raha ranomasina, ranom-potaka aza manonja: enti-milaza ny olona matin-kambo be loatra; zavatra kely iny dia mampibontsina azy izaitsizy, hanao ahoana izany raha zavatra. lehibebe kokoa no sendra azy? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel