Dikan'ny teny : maintsy

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mt.: Angamba, tokony ho: Maintsy vitany izany ilay raharaha nampanaoviko azy; fa ny mazàna ampiasana ny "maintsy" dia ialohan'ny "tsy" ka teny entina manery, mandidy izy amin'izay: Tsy maintsy mianatra ianao fa ela loatra izay nipetrapetrahanao izay. (Marihina fa aorian'ny tsy maintsy, dia samy azo ampiasaina na ny milaza ny ankehitriny na ny milaza ny ho avy arakaraka ny hevitryny fehezanteny fa tsy tahaka ny azo na ny tokony: Tsy maintsy mandeha aho izao. /Tsy maintsy handeha aho rahampitso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel