Dikan'ny teny : mainty

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Enti-milaza zava• tra mitovy volo amin'ny arfm-bilany, mifanohitra amin' ny fotsy: Lamba mainty. • h.i.: Maizina dia maizina, maizim-pito: Tao anatin'ny ali-main ty. 1 tif: Hamaintisina, amainty, maintisina / manamainty, fanamainty, mpanamainty ! anamanmtisana, fanamaintisana / mahamainty / maintimainty, maintinty / hamainty, hamaintisina. a F.-p.: Maitim-bazana: fandokoana ny hihi-nify ho mainty./Mainty hariva: mainty maloka / Mainty molaly: ilazana ireo efa ela niainana. / Harena mainty molaly: harena nolovan'ny tena na hary talohan'ny fanambadiana ka tsy iaraha-mizara amin' ny vady raha misaraka. / Manamainty molaly ny tany: manao izay hahabe ny vokatry ny tany, milofo amin'ny fambolena. / Mainty ngaly: epti-milaza andro maizina tsy ifankahitana. J Main ty ngerona: mainty malotoloto. / Mainty ngilo: mainty sady mangirangirana./Mainty ngizina: tena mainty tanteraka. J Mainty piripiso: maintin' ny tsikoko, tsy mahava-terra fa be tseroka. / Maintin-kazo: loko mainty avy amin'ny hazo. /Maintin-koua: ilazana ny volon-koditra ankapobeny amin'ny Marina. Teny iray tarika: Mainty vasoka, mainty ngaly, mainty ngilo, mainty ngizfna, mainty piso, mainty piripiso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel