Dikan'ny teny : maivana

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Tsy misy lanjany loatra, tsy mavesatra: Maffia-na ny volom-borona ? h.o.: Maivana ihany izany hevitra arosonao izany. - t.i.f.: Maivanina, hamaivanina, voamaivana / manamaivana, fanamaivana, mpanamaivana / anamaivanana, fanamaivanana I mahamaivana I maivamaivana / hamaivana, hamaivanana. - F.-p.: Maiva-molotra: ma. rani-bava rehefa miteny, mi-jojo raha miteny. / Maivana ady: ilazana ny kanosa sy izay tsy mahavoa amin'ny a taony. / Maivan-doha na maivan-tsaina: tsy mahadfnika, tsy mihevitra tsara, miovaova hevitra. J Maivan-danja: tsy misy vesany miolotra amin' ny hafa, /Maivan-kitsaka: kely mitezotezo ary maivandanja, — eo ho eo koa ny toe-tsainy raha misy zavatra heverina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel