Dikan'ny teny : maivoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (aivoka) p.t: Entimilaza ny vary totoina indray mandeha ka mbola ny ampombo mahery ihany no vao afaka ary toa mbola misasaka ny akotry sy ny vary fotsy. (Intelo miantoana no itotoana ny vary vao fotsy Luira izy, ka ny vary voatoto voalohany ataohoe maivoka, ny faharoa tsaitsainy ary ny fahatelo fotsy). ?h.o.: Teneninamafy: Nataony maivoka aho vao navelany, - t.i.f.: Manamaivoka, fanamaivoka, mpanamaivoka ) anamaivohana, fanamaivohana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel