Dikan'ny teny : makarakara

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Enti-milaza zavatra toy ny garaba, izay misy elanelany tsy feno, mahalan-drary be, be loadoaka: Makarakara loatra it? lamba ity ka tsy tiako. • a: Tariby nrifanelanelana be: Asio makarakara it? varauarankely i t?. * Ohab.: Ny azo amin'ny makarakara mivoaka amin' ny loadoaka: izay azo amin' ny tsy rariny matetika lany amin'ny tain on tsin ana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel