Dikan'ny teny : makrame

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. macramé) a: Harona makarakara fitondranjavatra, vita amin'ny rofia norandranina ka asiana haingony izay ahorona tsirairay hatrany toy ny manao hala-na boribory ka ampifandraisina amin'ny vatany mba hahamafy azy;tsy ho fitondranjavatra ihany no hanaovana ny makrame fa azo anaovana haingon-trano na efi-damba koa izy ka amin'izay izy mibikana takelaka lava sy lehibe ary indraindray atao efamira ilay haingony boribory. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel