Dikan'ny teny : malahelo

Hampiditra dikany vaovao
1 (alahelo) p. t.: Mani-na, manembona: Malahelo foana an-janany lasa any la-vitra Rasoa. • Ory noho ny: Malahelo ny ombiny very izy. 1 Manenina: Malahelo aho fa niteny azy mafy loatra - F.-p.: Ny malahelo: ireo mahantra fadiranovana./Malahelo hava-manana: malahelo mahita ny havana misondrotra, mialona. / Malahelo vady voky: malahelo amin' ny soa azon'ny sasany. * Ohab.: Malahelo monina amoron-tsena: be sitra-po fa tsy ampy fanaovana: (Mazava ho azy). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel