Dikan'ny teny : malailay

Hampiditra dikany vaovao
1 (lailay) p.t.: Masaosao na masaisay rehefa mikasika ny tena: Malailay ny jiafotsy. 1 Mahatonga hidihidy: Malailay it? akanjoko it? izany. • Mangidihidy: Malailay aho izany; asa raha nandadian'ny fanday. * Ohab.: Malailay fonosina toa fary: enti-milaza ny olona sarotra arovana na vonjena: ny tena mamonjy na miaro azy indray no asiany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel