Dikan'ny teny : malaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (laina) p.t.: Tsy mazoto homana: Malaina aho izany fa rehefa kelikely aho mihinana ? Tsy ta hanao na inona na inona fa satry ihany hipetrapetraka amin'izao: A-1eo maty olo-malaina toy izay vaky viiany mianefitra (ohab.). - F.-p.: Malai-mody: nanondroan'ny ntaolo ny olona tsy marisika hody (fa misy mahafinaritra azy any ivelany, na anti-bady izy araka ilay ohabolana hoe "anti-bady angaha no malai-mody"?) / Malain-komana: tsy mazoto homana, /Matai-mihetsika: kamokamo, tsy mazoto hanao zavatra, tsy rototra. / Kibo malain-kanan-dratsy: entimilazany ray aman-dreny niteraka tsy te hanana ny maditra ka miteny na mikapoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel