Dikan'ny teny : malako

Hampiditra dikany vaovao
1 Malakolako (lako) p. mt.: Miadana, tsy manano sarotra, milanto, milamina, malefadefaka: Ihome hezako malakolako! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel