Dikan'ny teny : malaky

Hampiditra dikany vaovao
1 (laky) p.t. na p. mt. (malakia): Haingana: Malaky mamaly izy. / Nalaky nandeha it? zaza it? noho ny zokiny. • Mandehahaingana, tonga haingana: Nalaky ianao androany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel