Dikan'ny teny : malana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Malamalana (mata-na) p.t.: Enti-milaza zavatra lena ka efa manomboka ho maimaina: Enta miditra ny lamba na dia mbolo malamalana aza • h.o.: Reradreraka. - t.i.f.: Hamalana, hamalamalana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel