Dikan'ny teny : malazo

Hampiditra dikany vaovao
1 (lazo) p.t.: Mains, matroka, tsy manana ny fihiratany intsony: Nalazo ilay voninkazo fa tsy nasianao rano ny vazy. - F.-p.: Malazo molotra: enti-milaza olona voan'ny hakiviana noho ny fahadisoampanantenana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel