Dikan'ny teny : malefaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (lefaka) p.t: Mora alefitra, mora milefitra: Malefaka ery ny tanan-jazakely. • Malemilemy: Feo malefaka • Malemy paika: Malefaka tsy mba miriadriatra Rangahy iny. Tsy misy heriny firy: Zavapisotro malefaka Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel