Dikan'ny teny : malo

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t: Saro-tahotra na saro-kenatra, voatanan'ny henamaso na ny tahotra. - t.i.f: Mimalo, fimalo, mpimalo / imaloana, fimaloana / mampimalo / malomalo / hamalo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel