Dikan'ny teny : mamadiditra

Hampiditra dikany vaovao
1 (fadiditra) mt.p. (mamadira): Mangorona manodidina: Iza no namadiditra ity tady ity tamin'ny tongodavarangana? 1 Mandadina amy, mifadiditra amy...: Mamadiditra amin'ny hazo ny vahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel