Dikan'ny teny : mamahoaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (vahoaka) mt.p.: Mamory olona vitsivitsy mba hiasa ary mamahana azy avy eo. 1 Mametraka ho takatry ny vahoaka, mamplély amin' ny vahoaka: Anisan'ny fototry ny fandrosoana ny mamahoaka ny fampianarana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel