Dikan'ny teny : mamaky

Hampiditra dikany vaovao
1 (vaky) mt.p. (marnakia): Manapotika zavatra amin'ny fandi)nana azy aminjavatrahafa na amin'ny fanatontàna azy amin'ny tany: Iza ianareo no namaky ny siny? 1 Mampitresaka, manasaka:Mamaky hazo fisaka ho roa ny mpandrafitra / Ma-nimba, mandrava, mandroba: Mamaky trano mihitsy ny jirika 1 Mandalo eo afovoany manomboka amin'ny laniny iray ka hatramin'ny laniny iray hafa (matetika ny teny verindroa (Mamakivaky) no ampiasaina amin'it? hevitra itv): Menatra er? izy namaky na namakivaky ny vahoaka maro be. 1 Mampiseho ho fantatry ny be sy ny maro: Rakoto no namaky lainga an-dRajaona. 1 Manasaratsaraka ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra ao anatiny: Mbola tsy mahay mamaky teny ny zafikeliko fahenina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel