Dikan'ny teny : mamalana

Hampiditra dikany vaovao
1 (vàlana) mt.p. (mamalàna): Mandefa hanaraka ny rano: Mamalan-drano ny ondana niondanan'ny maty ny oiona, mba ho lasany any ny ratsy rehetra! 1 Mandroaka, mampihataka lavitra: Misy mihitsy didy mamalana ny biby mpanimba voly lavitra ny fonenan'ny olona 1 Manisy fampandairan-doko amin'ny lamba;maneza: Mamalana lamba landy. • Mandiso ny feon-kira izay manjary mitambororotra: Aza avela hihira ireo ankizy ireo fa mamalan-kira Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel