Dikan'ny teny : mamantatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (fantatra) mt.p. (maman tara): Manao izay hahalalana: Namantatra ahy mafy izy fa tsy nahalala ? Maminany: Mahay mamantatra ny toetra amin'ny soratra, hono, Rangahy io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel