Dikan'ny teny : mamantsika

Hampiditra dikany vaovao
1 (fantsika) mt.p. (mamantsiha): Mandraikitra amin'ny fantsika: NY iray firenena aminy ihany no namantsika an'i Kristy tamin' ny hazof'rjaliana ? h.o.: Mitana mafy, mikiribiby amin' ny vidin-javatra lazaina. ? h. L: Enti-milaza ny atody efa ho foy ka ahitana ohatra ny tevi-panjaitra menamena:E-fa mamantsika ireto atody telo ireto. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel