Dikan'ny teny : mamarina

Hampiditra dikany vaovao
1 (varina) mt.p. (ma-marina): Manosika am-pidinana, manjera: Nitetika ha-marina an-tevana an'Imboasalama zanak'anabaviny Andrianjafy, ka izany no nahatonga ilay fitenenana: "anadahin-dreny mamarina an-kady". ? Mandefa any an-tsiraka, any am-pita: Lasa namarina omby any Toliara izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel