Dikan'ny teny : mamatravatra

Hampiditra dikany vaovao
1 Mivatravatra (vatravatra) p.t: Avy mahery: Fa misy inona no mivatravatra toy izao ianao? ? (orana) Latsaka vaventy sady mahery: Nivatravatra be ery ny orana ka natahotra i Dada kely. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel