Dikan'ny teny : mambitsika

Hampiditra dikany vaovao
1 (bitsika) mt.p. (mambitsiha): Milazazavatra malemy dia malemy ao ampoto-tsofin'ny olona iray (mambitsika olona): Nambitsika azy izy, dia lasa izy roa lahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel