Dikan'ny teny : mambomba

Hampiditra dikany vaovao
1 (bomba) mt.p. (mambomba) : Mandrakotra (filaza ny reny misakobona ny zanany ao anaty lamba, eo am-pofoany), manarona: Mambomba ny zanany ao anaty lamba Rasoa fa mangatsiaka ny andro. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel