Dikan'ny teny : mamboraka

Hampiditra dikany vaovao
1 (boraka) mt p. (mamboraha): Milaza ny zavatra miafina ao am-po:Namboraka tamiko ny fikasany hanao Mpiasan'Andriamanitra izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel