Dikan'ny teny : mambosy

Hampiditra dikany vaovao
1 na Manambosy (ambosy) mt p. (mambosia, manambosia): Mankahery: Nanambosy tsara ny mpianatra izy talohan'ny fanadinana. 1 Mamporisika, mitarika mitaona hanao: Nanambosy ny mpiasa hikomy mihitsy Ranona ka notanan'ny fanjakana. ΒΆ M.h.: Manaboly, manabony, mandrobo, mandroboka, manangely, manejokejo, manojikojy, manolikoly, mandrokiroky, mandraviravy, m anjono, mandango, mandangolango, manitikitika, manangoly, manao safosiaka, mitomany ambony fe, mandoka, midredro, manao teny malefaka, manao ronono antavy, manao kobaka am-bava, manao volana hatenda, manao lango malefaka, manao vola-mahadradraka, manao fandria-malemY lafika, manao lokanga hisatra, manao hatsohatso, mizara vava. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel