Dikan'ny teny : mamehy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fehy) mt.p. (mameheza): Mamatotra: Efa mamehy en fana izy fa handeha ΒΆ M.h.: Mifehy, mamatotra, mamona, maningotra, mandadina, mandrohy, mandringotra, mandiditra, manandrotra, manasingory, manao tadivavarana, manao fatomaty, manao fatotr'ombin' ny tsy miala vola, manao fatotra jagigy, managigigigy, manao rohy foza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel