Dikan'ny teny : mamela

Hampiditra dikany vaovao
1 (vela) mt.p. (mamelĂ ): Manajanona: Iza no namela io angady io teny an-tokotany? ~ Mandao: Namela zaza fito mianadahy Ratompokolahy izay lasa izay! ~ Manome lalana: MamelĂ  anay hisaotra anao, Tompoko. ~ Mamindra fo amy...: Mamela anao tanteraka aho fa aza mamerina intsony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel