Dikan'ny teny : mamendrofendro

Hampiditra dikany vaovao
1 (fendrofendro) mt.p. (mamendrofend roa): Manao izay hampitombo alahelo, hampitomany, hahatonga hifararemotra: Tsy tonga hamendrofendro anareo izahay, tompoko, fa hampiseho ny fiarahanay miory aminareo mianakavy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel