Dikan'ny teny : mameno

Hampiditra dikany vaovao
1 (feno) mt.p. (mamenoa): Manenika, mahahenika: Mameno ny trano ny fofon' izany fanafody izany. ? Manototra: Mameno hafaliana anay ny fahitana anao. / Hameno ny banga aminay ny fahatongauanareo roa lahy. ~ Manatanteraka, mahatontosa: Nameno ny faniriako ny fahombiazan'ny zanako ta-min 'ny fanadinana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel