Dikan'ny teny : mamerina

Hampiditra dikany vaovao
1 (verina) mt.p. (mamerena): Milaza indray: Ma-marina ny teny lazaina ny ako. ~ Manao fanindroany: Tsy afaka tamin'ny fanadinana aho taona iny ka dia voatery namerina indray tao-na nanaraka 1 Manatitra: Tsy namerina ny elo nindraminy izy. ~ Manonitra: Moa efa namerina ny vola nangalariny ve Rakoto? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel