Dikan'ny teny : mamerovero

Hampiditra dikany vaovao
1 (vero) p.t: Mandrara-pofona manitra: Voninkazo mamerovero. ? Malaza. * Ohab.: Teo tsy manitra ka lasa vao mamerovero: entimilaza olona na zavatra tsy niraikana akory fony mbola teo anatrehana, fa nony lasa vao alahelovana sy dokadokafana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel