Dikan'ny teny : mamesatra

Hampiditra dikany vaovao
1 na Manavesatra (vesatra) mt.p. (mamesara, manavesàra): Manome entana be lanja: Aza dia mamesatra olona foana. ~ Manototra: Tsy mety ny mamesatra hetra ny uahoaka fa mety hahasorena azy izany. 1 Manampy trotraka: Aza mandeha any aminy aloha sao dia mamesatra ny fahoriany ny fahitany anao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel